|
|
|
|

Entry1  fiafarana
Part of speech  2  noun
Root  3  fara
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Farany, tendrony: Ny fahafatesana no fiafaran' ny zavamananaina rehetra
Explanations in English  6  [1.7] the ending, the final result, the way a person ends up
Explanations in French  7  [1.8] la terminaison, le résultat; la façon dont une chose finit
8  [1.13] extrémité
Examples  9  [2.298] Tany tsy misy fiafarana ity: tantely afa-drakotra, ka anjakan'ny adala!
10  [1.263] Izato habakabaka Mirentin-kazavana , Madio mangabakabaka , Tsy hita fiafarana!
11  [1.233] Ary tahaka ny "fiafarana" sy ny "fahanterana " rehetra, dia andron' ny fahanginana sy fieritreretana.

Anagrams  12  fafaranay, fiafarana

Updated on 2025/08/10