|
|
|
|

Entry1  fialonana
Root  2  alona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  alahelo noho ny soa azon' ny sasany: Mikiky andro aman'alina an' izay mitahiry azy ny fialonana [1.1]
Explanations in English  5  jealousy [1.7]
Explanations in French  6  la jalousie [1.8]
Examples  7  ary inona no asan'ny harena amin'ny olona be fialonana? [2.996]
8  Fantatro fahita amin' ny olona sasany ny fialonana. [2.472]
All compound words  9  2 combinations of this word
Vocabulary  10  Emotions
Analogs  11  mialona, mitsiriritra, ory hava-manana, malahelo vady voky, kikisan' ny fialonana
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  13 faniloana, 14 fialonana, 15 fiolanana

Updated on 2025/10/08