Entry | 1 fianarana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 anatra |
All compound words | 4 18 words containing fianarana |
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fampifantohana ny saina mba hahay sy hitadidy zavatra |
Explanations in English |
6 [1.7] the act of learning; studies; a school |
Explanations in French |
7 [1.8] action d'apprendre; études, leçons; école 8 [1.13] étude, apprentissage |
Examples |
9 [2.324] Naharitra folo taona latsaka kely tamin'ny fianarana tao Antananarivo Randrianaivo; 10 [2.471] Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. 11 [2.472] Tsy fantatro na nahay izy tamin' ny fianarana na tsia. 12 [2.499] Ka rahoviana izao izy no ho vita fianarana? |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word fianarana |
Anagrams | 14 anafarany, fanairana, fanaraina, fanariana, farananay, fianarana, fiaranana, ifaranana, niafarana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |