Entry | 1 fiaram-bahoaka |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 fiara, vahoaka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Anarana omena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanĂ n-dehibe manaraka lalana efa voatondro handehanany sy hiverenany hatrany, aotobisy |
Explanations in French |
5 [1.5] autobus |
Vocabulary |
6 Transportation |
Synonyms | 7 fiarabe |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |