|
|
|
|

Entry1  fidarabohana
Part of speech  2  noun
Root  3  daraboka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fianjerana mafy amin' ny tany
Explanations in French  5  [1.3#97] L’action de tomber lourdement
Examples  6  [2.996#] Ary amin' izany andro izany, hoy Jehovah, Dia hisy feo re mitaraina any am-bavahadin-kazandrano, Sy fidradradradrana ao amin' ny tanàna ambany, Ary fidarabohana miezinezina any amin' ny havoana.

Updated on 2025/07/29