|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fidina
Fototeny  2 fidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 alaina izay tiana, alaina izay tsara fantenana, jobonina, tsongoina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be chosen [1.2, 1.7]
6 to be selected [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on choisit [1.8]
Ohatra  8  I Madagasikara no fidiko amin' ny tany rehetra [1.1]
9  Kanefa misy izay tsy maintsy ho nofidiny aloha [1.38]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14  fidina
Fototeny  15 idina
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 Fomban' ny zavatra midina, izany hoe mandeha avy ambony ka milatsaka ambany: Ela loatra ny fidin' ny lasantsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 manière de descendre [1.3]
Haiendriteny 
19  Tsotra :

Fivaditsoratra  20 fadiny, 21 fanidy, fidina, 22 finday

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12