|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fidio
Fototeny  2 fidy
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fidina [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#167]
Ohatra  4  fidio izay olona hiaraka aminao [1.1]
5  fidio izay tianao: Ikemba sa ny harena navelan-dRabery? [2.499#108]
6  Ka fidio haingana izay tian' ialahy, fa tsy azo avotana ny indray mipi-maso. [2.357#61]

Teny iditra (2/2)7  fidio
Fototeny  8 dio
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 manière de se purifier, de se justifier [1.3#106]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12