Entry | 1 fihalangalanana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 halangalana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fihatakatahana, tsy fiarahana amin' ny maro 5 [1.13] tsy fandraisana andraikitra |
Explanations in French |
6 [1.3#208] La séparation extérieure 7 [1.13] désengagement |
Examples |
8 [4.27#] ny fahanginana kosa anefa, mety ho fambara mampiseho hakanosana na fihalangalanana na fanaovana kinanga ny haja aman-jon' ny tena. |
Analogs | 9 fiolonolonana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |