Entry | 1 fihodirana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 hoditra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Loko na volon' ny hoditra: Tsy tokony hisy ny fanavakavahana araka ny fihodirana, fa rehefa olombelona dia olombelona |
Anagrams | 5 fihodirana, hofadirany |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |