Entry (1/2) | 1 fikakana |
Root | 2 kaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fisiana kaka; na fanasiana kaka Fanaovana izay tsy hahafahan' ny mpianatra adinina [1.1] |
Entry (2/2) | 5 fikakana |
Root | 6 kaka |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 Fanenon' ny akohovavy madiva hanatody [1.1] |
Vocabulary | 9 Zoology: (in general) |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |