Entry | 1 fikendrena |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 kendry |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fitiliana, fitadiavana hahazo: Ny fikendren' ny papango ny akohokely Fikasana, fanampoizana: Tsy manakana ny fikendreko ny hanasoa tanindrazana izany |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |