|
|
|
|

Entry1  fikodedy
Part of speech  2  noun
Root  3  kodedy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomban' ny olona mikodedy na mikodedika, izany hoe miteny haingana loatra ka mila tsy ho fantatra izay lazainy noho ny teny mifangaroharo
Synonyms  5  fikodedika

Updated on 2025/07/29