|
|
|
|

Entry1  filankevitra ambonin' ny mpitsara
Elementary words  2  filana, 3  hevitra, 4  ambony, 5  mpitsara
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7  voalaza ao anatin' ny Lalampanorenana natao hiaro ny fahaleovantenan' ny mpitsara, ka ny filohan' io Filankevitra io dia ny Filoham-pirenena; manao tolo-kevitra amin' ny fanendrena an' ireo mpitsara sady misahana ny asan' ny filankevitry ny fampanaraham-pitsika ho an' ny mpitsara [1.62#404]
Vocabulary  8  Law

Updated on 2025/10/11