Entry | 1 filankevitry ny fampanarahana fitsipika |
Elementary words | 2 filana, 3 hevitra, 4 fampanarahana, 5 fitsipika |
Part of speech | 6 locution |
Explanations in Malagasy |
7 rafitra eny anivon' ny antokon-draharaha maro samihafa natao hitsara sy hanasazy an' ireo mpiasa na mpikambana izay nandika ny fitsipika anatiny mifehy ny asa ataon' izy ireo [1.62#404] |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |