|
|
|
|

Teny iditra1  fimonjomonjoana
Fototeny  2 monjomonjo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fingonongononana noho ny tsy fahafaliana na hatezerana [1.1]
Mpanahaka  5  fikoinkoinana, 6  fimoimoy, 7  fimoimoizana, 8  fimonomononana, 9  fingonongononana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31