|
|
|
|

Entry1  fimontotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny olona montotra, fomba entina miseho ho montotra, izany hoe sosotra ka toa mibontsin' ny hatezerana ny tarehy
Explanations in French  4  [1.3#445] état de ce qui est saillant, manière de se fâcher
Root  5  montotra

Updated on 2024/12/11