|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 finomana |
| Fototeny | 2 inona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fisotroana tangena
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 [Rel. s. from minona.] The tangena ordeal
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 (racine inona) Action d'administrer le tangena à quelqu'un. Moins employé que fampinomana.
[Merina]
[1.196] |
| Ohatra |
7 Ny 4 kosa nogadrana : Andrianatsilo (rehefa velona tamin' ny finomana), Rainitsontsoraka, Raivomanga zandriny, Razakahaja.
[2.649]
|
| Voambolana | 8 Haizavamaniry |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 10 finomana |
| Fototeny | 11 inona |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Fisotroana
[Provincial]
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 in the provinces it means drinking.
[1.2] |
| Fivaditsoratra | finomana, 15 manofina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|