|
|
|
|

Entry1  fiofanana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiomanana, amin' ny alalan' ny fianarana, hanao asa na handray raharaha (na raharaha vaovao na raharaha efa misy ny tena) mba hahavitana azy tsaratsara kokoa
Root  4  ofana

Anagrams  5  finafanao, fiofanana, nafafinao, nifafanao, nofafanay

Updated on 2025/01/21