|
|
|
|

Entry (1/2)1  fioka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  [1.78] [Bara] sioka
9  [1.1] Feon' ny rivotra lalovan-javatra mihelatra sy mandalo mafy; feo miteraka sioka avy amin' ny fikivilivilin' ny zavatra miriotra mafy; feo mifofofofo toy ny fanaon' ny omby hanoto vonon-kamely
Explanations in English  10  [1.2] whizzing, the noise of the lashing of a whip, lashing.
whistling, whistle. See siaka, sioka.
Examples  11  [2.472] Nisy ireny miaramila ireny nahita fomba manokana hanampiana ireo avy nisakafo amin' ny fandevonan-kanina: rehefa tapi-nihinana ny olona, miditra amin' ny kiraro beny izy, manitsaka tongotra etsy, fe eroa, ary mizara fioka karavasy havia sy havanana amin' izay tandrify rehetra any.
Vocabulary  12  Sound

Entry (2/2)13  fioka
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  [1.78] [Bara, Tambahoaka] kapoka

Anagrams  16  afiko, fakoi, fakoy, fikoa, fioka, fokai, kofia, ofika

Updated on 2025/07/29