|
|
|
|

Entry1  firazanana
Part of speech  2  noun
Root  3  razana
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Foko niaviana: Inona no firazananareo?
Explanations in English  7  [1.2] Ancestry, lineage, progeny, pedigree, race, generation, genealogy, clan.
8  [1.7] ancestry, descent
Explanations in French  9  [1.54] lignée des aieux
10  [1.8] lignée
Examples  11  [2.445#] Ireo karazana firazanana izay ambony aminy no inoany sy ivavahany.
12  [2.895#] Mahatsiaro ny firazanana tsy mitovy sy ny foko samihafa rahateo izy;
Vocabulary  13  Relationships: family
Article  14  Randzavola: firazanana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/08/10