|
|
|
|

Entry1  fisaroroana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanangolena: Tsy naharitra ny fisaroroan' ny namany izy ka lasa niara-dratsy aminy
Fodiana adala, famonoana vorona, fandavoana sorera: Ny hafa kokoa angaha, ry Isambilo, fa izaho tsy azon' ise amin' ny fisaroroana na oviana
Root  4  saroro

Updated on 2024/12/11