Entry | 1 fisehoana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 seho |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fanoloran-tena ho hita: Anio no fisehoan' ireo olom-boafidy voalohany Fanombohana ho hita, ho fantatra: Tsy saro-pantarina ny fisehoan' ny kitrotro eo amin' ny ankizy Fitrangana, fiposahana: Mahafinaritra ny fisehoan' ny volana amin' ilay takarivan-dohataona iny |
Explanations in French |
6 [1.3#595] L’action d’apparaître, l’apparition, le lieu, la cause 7 [1.13] apparition |
Examples |
8 [2.436#] Ny iantsoana izay vola izay koa dia "fisehoana" 9 [1.381#] Tia fisehoana nefa tsy mahatombina amin' ny hataony. |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |