|
|
|
|

Entry1  fisetrasetrana
Part of speech  2  noun
Root  3  setrasetra
Allegation  4  Olona matanjaka sy mahery fo ihany I Dada fahiny izay, nefa tsy nahaleo ny fisetrasetrana nahazo azy teo amin' ny fiainana maha tantsaha azy: maty namela antsika ho kamboty izy. [2.470#]
Explanations in Malagasy  5  [2.470#]
Examples  6  [2.470#] Olona matanjaka sy mahery fo ihany I Dada fahiny izay, nefa tsy nahaleo ny fisetrasetrana nahazo azy teo amin' ny fiainana maha tantsaha azy: maty namela antsika ho kamboty izy.

Updated on 2024/12/11