|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitady
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  tady
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mitady, mikaroka, mizaha: Tsy toy izao no fitady zavatra ao anaty mololo e!
Azo tadiavina, atao hotadiavina: Ny vola fitady, rankizy, ka aza kivy raha sendra maty antoka

Entry (2/2)5  fitady
Part of speech  6  noun
Root  7  tady
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Toetran'ny zavatra vita tady
Proverbs  9  Proverbs containing the word fitady

Updated on 2025/07/29