|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitafy
Part of speech  2  noun
Root  3  tafy
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Fomba entina mitafy, izany hoe manisy lamba manarona ny tena: Somary agoragora no fitafin'ny vehivavy sasany lamba rehefa mianjaika.
Explanations in French  7  [1.3] état de celui qui est vêtu
manière de se vêtir
Examples  8  [2.470] ny vahiny amin' Iarivo ihany no tsy ampy fitafy toy izany.
9  [2.356] ny sasany nividy lamba soga hatao fitafy na nanapaka hatao akanjo.
10  [2.245] Tsy mahay mahita olona hafahafa fomba fitafy, ka tandremana ny fitafy.

Entry (2/2)11  fitafy
Part of speech  12  adjective
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Azo tafina: Tsy mba fitafy itony lamba itony, ry Bozy a!
Examples  14  [2.245] Tsy mahay mahita olona hafahafa fomba fitafy, ka tandremana ny fitafy.

Anagrams  15  fatify, fitafy

Updated on 2025/07/29