Entry | 1 fitahirizana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 [1.7] [fitehiRIzana] the act of saving or keeping things, the place where things are saved or kept |
Explanations in French |
4 [1.3] l'action de conserver, de garder, l'instrument, le lieu, le motif 5 [1.8] [fitehiRIzana] action de conserver, de garder; endroit où l'on conserve les choses 6 [1.13] conservation, stockage |
Examples |
7 [2.298#83] fitahirizana fotsiny no an'ireo mpitahiry ireo. 8 [2.285#] Izany hoe fitahirizana ny hafatra sy zavatra amam-pananana rehetra navelan' ny Razana. 9 [2.944#] Ireo fiadiana naseho tao amin'ilay trano fitahirizana ireo no tapin'ny namboariny tamin'izany. |
Root | 10 tahiry |
Other spellings | 11 fitehirizina |
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word fitahirizana |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |