|
|
|
|

Entry1  fitanehana
Part of speech  2  noun
Root  3  tanika
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fandrahoana, fampangotrahana: Fitanehana rano
Fampiempoana: Fitanehana menaka
Fanasitiliana: Ny olona taloha dia efa nahay ny fitanehana toaka
Examples  5  [2.117#] Ny fitanehana ny jaboran'omby tamin'ny ranon-davenona voatantavana no nahazoana ny savony gasy.
Article  6  Randzavola: fitanehana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  7  fehi-tanana, fehy tanana, fitanehana, hantefaina, hiantefana, nifetahana, nitefahana, nitehafana

Updated on 2025/07/29