|
|
|
|

Entry1  fitantana
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mitantana na manohana olona mandeha amin'ny fandraisana ny tanany eo ampamindrana miaraka amin'ny tena: Toy izao no fitantana ny zaza.
Fomba entina mitantana, izany hoe mizara (vola, hena, vary, sakafo) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana na famadihana: Atoroy ahy ny fitantana ny hena fa tsy haiko.
Azo tantanana.
Root  4  tana

Updated on 2024/12/07