Entry | 1 fitarihana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tarika |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fandroritana, fisintonana: Naharary ahy ny fitarihany ahy tamin' ny sandriko Fanaovana izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena: Fitarihan' ny soavaly ny kalesy Fitondrana: Eto no manomboka ny fitarihana ny rano ho ao an-tanàna Fanoroana lalana: Fitarihana olona any anaty ala Fitaomana: Ikezaho ny fitarihana ny namana ho amin' ny tsara Fanaingana, fanentanana: Anao ny fitarihana ny fivavahana anio Fibaikoana: Nomena ny Kolonely ny fitarihana ny tafika |
Explanations in French |
6 [1.13] entraînement |
Vocabulary |
7 Technology |
Anagrams | 8 fatihariƱa, fihiratana, fitarihana, fitraihana, hatrifanay, hifaritana, hirifatana, hitarafany, nafahitray, tafahirina |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |