|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 tarika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fisintonana, fanaovana izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena: Taribato
Fitaomana
Fanoroana lalana, fitondrana
Antokon' olona miaraka milalao, mihira na mandihy eo ambany fifehezan' olona ray: Tarik' i Rainizafitsimihogo
Metaly nohalavaina ho tsorany: Tari-by, tari-barahina (izay soratana matetika tariby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a pulling or leading along; a troup under one person's leadership [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 action de tirer, de conduire : troupe (surtout de théatre sous la direction de quelqu'un) [1.8]
6 équipe, classe, groupe, traction, lignée [1.13]
Ohatra  7 Marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo; [2.470]
8 Ny boky Rosovola dia iray tarika amin' ny Garabola sy Tongavola. [2.117]
9 Roa tarika ny Zafindraminia tonga taty araka izay voalaza tetsy aloha. [2.508]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  23Fikambanana 16 amin' io teny io
Ohabolana  24 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)25 tarika
Sokajin-teny  26 anarana
Fanazavàna teny malagasy  27 andriana [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)28 tarika
Sokajin-teny  29 anarana
Fanazavàna teny frantsay  30 (de tarika : action de traîner, de tirer sur quelque chose). Nom des plantes lianoïdes ou à tiges rampantes. Équivalent de français « traînasse ». [1.196]
Voambolana  31 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  32anantarika

Fivaditsoratra  33 akatry, 34 akitra, 35 Arkita, 36 atrika, 37 kaitra, 38 karaty, 39 Karita, 40 katray, 41 ritaka, 42 tarika, 43 Tiraka, 44 traika, 45 triaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02