|
|
|
|

Entry1  fitodiana
Part of speech  2  noun
Root  3  tody
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fahatongavana an-tseranana: Amin' ny dimy maraina ny fitodian' ny sambo
Explanations in English  8  [1.7] a harbor; an airport
Explanations in French  9  [1.8] port, havre; aéroport
Examples  10  [2.499#] Nony tonga teo amin' ny fitodiana teo amoron' i Manampatra izy, dia nijanona.
11  [2.366#] Efa-bolana sy tapany eo ho eo no naharetan' ny dia an-tsambo sitimo hatreo Toamasina mankany Bordeaux na ny miverina, raha tsy mijanonjanona ela loatra amin' ny fitodiana.
Vocabulary  12  Navigation
Synonyms  13  fiantsonana, seranana

Updated on 2025/08/10