Entry | 1 fitokanana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tokana |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Fipetrahana na fivelomana irery tsy mikambana amin' ny hafa: Angamba mahafinaritra anao ny fitokanana atỳ antany efitra atỳ, fa raha sanatria marary kosa ianao, dia ho sahirana Fankalazana zavatra vaovao iray ampahibemaso alohan' ny hampiasana azy: Amin' ny alahady izao ny fitokanana ny fiangonanay any ambanivohitra. |
Explanations in English |
7 [1.7] isolation; a being apart; an act of consecration or dedication: |
Explanations in French |
8 [1.8] isolement, séparation ; acte de consécration ; cf. fanokanana |
Examples |
9 [2.59#] tsy dia ny fitokanana ny trano fiangonana ao an-tanin drazana hiany no nahatongavako; 10 [2.472#] Amin' ny trano kely toy izany, tsy misy loatra ny tena fitokanana, ka izay natao saika nifankahitana avokoa. |
Anagrams | 11 fikatonana, fikotanana, fitakonana, fitokanana, nafantokay, tafaonkina |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |