|
|
|
|

Entry1  fitondrana
Part of speech  2  noun
Root  3  tondra
All compound words 
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena: Ohatrinona ny fitondranao ireto kitay ireto
Fanaterana: Amin' ny mitataovovonana no fitondrana sakafo ho an' ny marary
Fifehezana: Sarotra ny fitondrana olona
Fitarihana: Fadio ny naman-dratsy izay tsy mikendry afa-tsy ny fitondrana anao amin' ny ratsy
Fanaovana tsara na ratsy amin' olona: Zava-manahirana indraindray ny fitondrana havana
Explanations in English  12  [1.7] the act of carrying; government, leadership
Explanations in French  13  [1.8] action de porter; action de conduire; gouvernement
Proverbs  14  Proverbs containing the word fitondrana

Anagrams  15  fandrotany, fitondrana, ifandrotan, nandifotra, nandofitra, nifandrota, tafondrany

Updated on 2025/08/10