|
|
|
|

Entry1  fitonjina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny olona mitonjina, izany hoe midoladola, miraidraika; fitolatola, firaidraika
Root  4  tonjina

Updated on 2024/12/11