|
|
|
|

Entry1  fitrohana
Part of speech  2  noun
Root  3  troka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fisintonana amin' ny orona na ny vava amin' ny alalan' ny rivotra: Ampianaro ny zandrin' ise fa tsy hainy ny fitrohana ny tsoka amin' ny taolana
Explanations in French  5  [1.13] aspiration, absorption

Anagrams  6  fanohitra, fitrohana, hanifotra, hifatoran, hofantari, hofaritan, hotarafin, nafahitro, nahifotra, nifohatra, nihafotra, Ny hafatro

Updated on 2025/07/29