|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitsakana
Part of speech  2  noun
Root  3  tsaka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany
Synonyms  5  fitsaka

Entry (2/2)6  fitsakana
Part of speech  7  noun
Root  8  tsaka
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy

Anagrams  10  afantsika, afitsakan, fanatsika, fanitsaka, fitsakana, nafitsaka

Updated on 2025/07/29