|
|
|
|

Entry1  fitsara
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mitsara, izany hoe manavaka ny manana ny marina sy ny diso, mandanjalanja ny mety sy ny tsy mety
Azo tsaraina
Examples  4  [2.996#] Fa raha izany, hataon' Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao?
Root  5  tsara
Compound words 

Anagrams  7  faratsy, fa-tsira, fitsara, safitra

Updated on 2025/05/07