Entry | 1 fitsidihana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tsidika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Famangiana miserana fotsiny: Fitsidihanaihany no ataonay fa mbola be ny adidy tsy maintsy haleha Fisehoana kely na fijerena eo am-baravarankely: Fitsidihako teo am-baravarankely no nahitako azy terỳ amoron-dalana toa miandry olona Fanombohan' ny andro na ny fizaran-taona iray: Voalohandohan' ny septambra indrindra tamin' izay, fitsidihan' ny lohataona |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |