Entry (1/2) | 1 fivalanana |
Root | 2 valana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fandehanana an-dakana manaraka ny rano mandeha midina [1.1] |
Explanations in English |
5 The descent of a river [1.2] |
Explanations in French |
6 Le cours d’une rivière [1.3#176] |
All compound words | 7 2 combinations of this word |
Antonyms | 8 fiorihana |
Analogs | 9 anava |
Entry (2/2) | 10 fivalanana |
Root | 11 valana |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Fangerena, na koa ny faikan' ny sakafo izay avoakan' ny zavamananaina avy amin' ny tsinainy [1.1] |
Explanations in French |
14 lieux d'aisance, purge, excréments [1.3#176] 15 (racine valana : écoulement rapide de liquide). Nom poli des excréments, selles (les noms vulgaires sont diky et tay). S'emploie aussi dans le sens de purge, produit purgatif. (voir fampivalanana, plus correct). [Merina, Betsileo] [1.196] |
Examples |
16 Tazo sy ny fivalanana no aretina tena mamely azy ireo.
[2.445#]
|
All compound words | 17 fofompivalanana |
Vocabulary | 18 Health |
Analogs | 19 diky, tay |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |