Entry | 1 fivalozana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 valo |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanenenana sy fangataham-pamelana fa nanao hadisoana Asa atao ho fanonerana ny ratsy natao |
Explanations in English |
5 [1.7] a change of sentiment; regret, repentance |
Explanations in French |
6 [1.3#176, 1.8] repentir, pénitence 7 [1.3#176] Action de demander pardon |
Examples |
8 [2.857#176] Ary rehefa vita izany fivalozana izany, dia amafazana miakatra ny taoka, sy anidinana kely amin' ny tany, ary sotroin' ny olona ny sisa. |
Vocabulary |
9 Emotions |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |