|
|
|
|

Entry (1/2)1  fizakana
Part of speech  2  noun
Root  3  zaka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiaretana, fandeferana: Zava-tsarotra ny fizakana ny latsa sy ny eso
Fandidiana, fandaharana: Ny fizakako ny fananako
Fitondrana, fananana: Fizakana ny zo malagasy
Examples  5  [1.369#] Nilaozana izy, ary tsy nahonon-tena amin' ny fizakana samirery ny lanjan' ankizy efatra.
6  [4.27#] Ny fizakana zo iray anefa dia mety miankina amin' ny fifamaliana eo amin' ny samy firenena.

Entry (2/2)7  fizakana
Part of speech  8  noun
Root  9  zaka
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Fitenenana, firesahana

Anagrams  11  ankafiza, fizakana

Updated on 2025/01/21