|
|
|
|

Entry (1/4)1  fo
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
All compound words  5  28 words containing fo
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Taova vongana iray ao anaty tratra havia, azo heverina ho fototry ny aina noho izy mampandeha ny ra eran' ny tena amin' ny fitepony tsy an-kijanona: Lehibe ohatra ny totohondrin' ny tsirairay hono ny fon' olombelona. (Misy tsipika lempona iray mizara ny fo ho ilany havia sy havanana, izay misaraka tsy misy ifandraisany, fa ny ilany iray avy kosa indray samy mizara roa ahitana sofimpo ambony ary vatampo ambany, ka ireo efitra ambony sy ambany ireo no mifandray amin' ny alalan' ny valviola izay tsy mamela ny ra hiverin-dalana
Explanations in English  7  [1.2] the heart (physical)
8  [1.7] the heart
Explanations in French  9  [1.3, 1.8, 1.13] coeur
10  [1.3] intérieur, moelle de certaines plantes
11  [1.196] (tous les dialectes) Sens général : le coeur, les organes internes, la matrice quand il s'agit des femmes ; pour les plantes : nom de la moelle quand elle est particulièrement légère et molle. On les emploie pour bourrer les coussins, pour faire des compresses, etc.
Vocabulary  12  Biology
13  Botany: (in general)
Proverbs  14  Proverbs containing the word fo

Entry (2/4)15  fo
Part of speech  16  noun
Morphology 
17  Simple :
18  Prefixed :
Derivatives 
19  Active verbs :
20  Passive verbs :
21  Names :
22  Adjectives :
23  Adverbs :
All compound words  24  109 words containing fo
Explanations in Malagasy  25  [1.1] Foiben' ny fihetseham-panahy tsaroan' ny olombelona rehefa faly na malahelo na matahotra na mangoraka, na tia na mankahala...: Olona mora entin' ny fo ny Malagasy
Explanations in English  26  [1.2] the heart (moral); the will, sentiment, desire; intention, disposition
Explanations in French  27  [1.3] volonté, courage, désir, intention
Vocabulary  28  Emotions
Proverbs  29  Proverbs containing the word fo
Article  30  Randzavola: fo ao amin' ny Baiboly

Entry (3/4)31  fo
Part of speech  32  adverb [Full list]
Explanations in English  33  [1.2] [Provincial] foana

Entry (4/4)34  fo~
Part of speech  35  prefix [Full list]
Explanations in Malagasy  36  [1.1] Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza habetsahana: forehitra (rehitra), foretsika (retsika),
Explanations in French  37  [1.12] préfixe qu'on trouve dans la composition de racines secondaires: forehitra (rehitra), foretsika (retsika), forofotra (rofotra)

Updated on 2025/08/10