|
|
|
|

Entry1  foserina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  fositra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Loahana: Nofoseriny tamin' ny homamanta ilay hazo ka loaka
Ahodina, kosehina ao anaty, dilorina: Fosero itỳ hazo ity hiteraka afo
Atao haingankaingana: Nofoseriny ny raharahany ka tsy hita akory dia vita
Explanations in English  9  [1.2] to be rubbed to produce fire.

Anagrams  10  foserany, foserina, ifoseran, nifosera, norafesi, ranofesy, rofesina

Updated on 2025/07/29