|
|
|
|

Entry (1/2)1  fotaka
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
All compound words  9  16 words containing fotaka
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama
Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin' ny rano
Explanations in English  11  [1.2] mud, slime, bog
12  [1.7] mud
Explanations in French  13  [1.8] la boue
Examples  14  [2.324] Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao.
15  [2.472] mihady dia manilika ny fotaka voahady.
Analogs  16  fotadrevo, fotamalemy
Proverbs  17  Proverbs containing the word fotaka

Entry (2/2)18  fotaka
Part of speech  19  noun
Morphology 
20  Simple :
21  Prefixed :
Explanations in Malagasy  22  [1.78] [Bezanozano] [fôtaka] varatra: Latsaham-pôtaka
Explanations in English  23  [1.2] a thunderbolt.
24  [1.7] lightning
Explanations in French  25  [1.8] la foudre
Vocabulary  26  Meteorology

Anagrams  27  fotaka, takofa

Updated on 2025/08/10