|
|
|
|

Entry1  fotorina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  fototra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Raisina eo akaikin' ny fototra: Fotorina ny zanakazo vao ongotana
Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga
Dinihina, fakafakaina, hadihadina: Fotorina ny raharaha alohan' ny hirosoana
Other spellings  9  fotorana

Anagrams  10  fionotra, fotorany, fotorina, ifotoran, irofotan, itoforan, nifotora, nirofota, nitofora, notrafoi

Updated on 2025/01/21