Entry | 1 fozalahy atakalo fozavavy |
Elementary words | 2 foza, 3 lahy, 4 atakalo, 5 vavy |
Part of speech | 6 locution |
Explanations in Malagasy |
7 fombam-pitenenana fandre amin' ny kabary am-panambadiana ilazana fa toy ny nifanakalo zanaka ny ray aman-dreny roa tonta ka ilay zazalahy tonga isan' ny fianakavian-drazazavavy, ary ilay zazavavy tonga isan' ny fianakavian-drazazalahy [1.1] |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |