|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 gama |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitambaran' ny feo miakatra na midina izay mifanao ambaratonga, fototra ahazoana ny feo rehetra hanaovana hira; misy valo izy ireo:
4 do, re, mi, fa, sol, 5 la, si (na ti), ary ny do ambony [1.1] |
| Voambolana | 6 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
| Tsipelina hafa | 7 gamatra |
| Mpanahaka | 8 do, 9 fa, 10 la, 11 mi, 12 re, 13 si, 14 sol |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|