|
|
|
|

Teny iditra1  ginadra
Fototeny  2 gadra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 voagadra, gadrana, asiana gadra (vy amatorana ny tongotra tsy hahafahana mandositra): Olona efa noginadra iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 passive with infix. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 attaché [1.3#192]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10 voagadra

Fivaditsoratra  ginadra, 11 rangady

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12