|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voagadra |
| Fototeny | 2 gadra |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 fettered, chained, bound.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 attaché
[1.3#192] |
| Ohatra |
6 E, ny tanako voageja, eny ranjoko voagadra, E, ny molotro aza maina reraka miradarada.
[2.285#313]
7 tsy amintsika izao fotsiny indray fa hatramin' ny taranaka amam-para: toa olom-boaozona, toa olom-boahidy sy voagadra mafy ao anatin' ny mandam-pahoriana tsy ahafahana. [2.470#145] |
| Tovy hevitra | 8 ginadra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|