|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vorombe |
| Singan-teny | 2 vorona, 3 be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Jereo gisa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a goose
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 oie
[1.54, 1.8] |
| Ohatra |
8 Nefa tsaroako fa indray mandeha, nisy nangalatra vorombe iray;
[1.437#]
9 Ny mangalatra vorontsiloza, na vorombe, na dokotra, na vorombazaha, na akoho, dia atao an-tranomaizina herinandro; [1.123#] |
| Voambolana | 10 Haibiby: vorona |
| Tovy hevitra | 11 gisa |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 Vorombe
![]() |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Isam-pirenena |
15 V. titan
[3.1] |
| Voambolana | 16 Haiharingarinifahagola |
| Kamban-teny rehetra | 17 vorombetsifihinana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|